Izay dia efa tafiditra aho ka miarahaba anareo rehetra .
Published on 21:00, 10/16,2008
Izay dia efa tafiditra aho ary faly tonga eto aminareo , mblola tsy manana zavatra atolotra androany fa mbola mieritreritra kely .
Tsy dia hoe manga ny masoko fa io solonanarana io no tafiditra , mahafinaritra ihany izany mangamaso izany , sa ahoana ?