Izay dia efa tafiditra aho ka miarahaba anareo rehetra .

Published on 10/16,2008

SmileIzay dia efa tafiditra aho ary faly tonga eto aminareo , mblola tsy manana zavatra atolotra androany fa mbola mieritreritra kely .

Tsy dia hoe manga ny masoko fa io solonanarana io no tafiditra , mahafinaritra ihany izany mangamaso izany , sa ahoana ?


Trackback URL

https://blaogy.com/trackback.php?id=5407

Leave a Reply

One Response to Izay dia efa tafiditra aho ka miarahaba anareo rehetra .