Izay mahafaka dia mampiantrano ny havany

Published on 11/03,2008

Raha sarotra aza ny fiainana ao Dago dia mitohy ihany ny fomba fanampiana ny fianakaviana .
Izay mahafaka dia mampiantrano ny havany toy ireto mpianakavy miaraka mitoetra ao amin'ny tranon'i dadabe sy nenibe.
Soa ihany fa mbola betsaka ireo mitana tsara ny tany sy trano, lova sarobidy avy tamin'ny razana... 


Trackback URL

https://blaogy.com/trackback.php?id=5536

Leave a Reply

One Response to Izay mahafaka dia mampiantrano ny havany