Itony koa ireto taozavatra vita malagasy matanjaka be
Published on 10/29,2008
Mpiasa ao amin'ny fanamboarana vato-soa (raha tsy diso aho) amin'ny teny frantsay dia antsoina hoe: Lapiderie.
Mitondra sary fotsiny aho fa tsy haiko ny mombamomba an'izany.
Misy aminareo angamba mahafantatra tsara ity asa ao Madagasikara ity ?