Aza adino ny manidy ny varavarankely (volets) na doubles rideaux rehefa tonga ny alina...
Published on 06/12,2009
klikeo eo lien ary klikeo indray ho lehibe ny sary ny Paris dia mahafaka mijery izay mitranga ao an-trano na toerana misy carré rouge...
HTTP://WWW.HYPER-PHOTO.COM/GRANDES/PARIS.HTML
Oiseau du Paradis = Voron'ny Edena ? 

06/12,2009, at 08:05
Visit Kdaombaramita
TSara akia fa misaotra ! MBola itako tao ilay A447 kanou !
06/12,2009, at 15:46
Visit mangamaso
Izay vao hitako koa ilay izy ka!
:-).