Dia atolotro ho azy ity hira ity : http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music
torak'izany koa akia mangamaso a ! ho an-dry manokana ary ho an'ireo neny rehetra eto amin'ny blaogy.com sy ny serasera. Bizoroka e !
milay le hira ratovo fa merci an !
* Ratovoary Misaotra anao namaly Mahafinaritra mihintsy ny mihaino ilay hira ny tovolahy kely.
* Ikalamako Misaotra an-dry, ka dia omeko bizoroka koa e !
Fiadanana ho anareo reny rehetra e
tsara tarehy :)
bonne fety ee
mirary soa ooo
* Finoanaranoray Misaotra รด!
* Simp Tsara tarehy foana ireo mama an!
i neny dia olona iray tena tsy azo adino,satria ilay niaritra ny mafy indrindra enga ani e samy ho tia an ny neniny daholo ny tanora rehetra
Izany mihintsy ry haja, Misaotra anao nandalo :-).
06/05,2009, at 09:11
Visit RATOVOARY
Dia atolotro ho azy ity hira ity :
http://www.dailymotion.com/relevance/search/neny/video/x8swkv_neny_music
06/05,2009, at 13:57
Visit ikalamako
torak'izany koa akia mangamaso a ! ho an-dry manokana ary ho an'ireo neny rehetra eto amin'ny blaogy.com sy ny serasera.
Bizoroka e !
06/05,2009, at 14:01
Visit ikalamako
milay le hira ratovo fa merci an !
06/05,2009, at 16:53
Visit mangamaso
* Ratovoary
Misaotra anao namaly
Mahafinaritra mihintsy ny mihaino ilay hira ny tovolahy kely.
06/05,2009, at 16:57
Visit mangamaso
* Ikalamako
Misaotra an-dry, ka dia omeko bizoroka koa e !
06/05,2009, at 17:44
Visit finoanaranoray
Fiadanana ho anareo reny rehetra e
06/05,2009, at 21:07
Visit simp
tsara tarehy :)
bonne fety ee
mirary soa ooo
06/06,2009, at 02:58
Visit mangamaso
* Finoanaranoray
Misaotra รด!
06/06,2009, at 03:01
Visit mangamaso
* Simp
Tsara tarehy foana ireo mama an!
06/11,2009, at 15:34
Visit haja
i neny dia olona iray tena tsy azo adino,satria ilay niaritra ny mafy indrindra
enga ani e samy ho tia an
ny neniny daholo ny tanora rehetra
06/11,2009, at 18:04
Visit mangamaso
Izany mihintsy ry haja,
Misaotra anao nandalo :-).